Isaiah 21:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mandositra ny sabatra ireo, dia ny sabatra voatsoaka sy ny tsipìka voahenjana ary ny havesatry ny ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izy nandositra teo anatrehan’ny sabatra, teo anatrehan’ny sabatra voatsoaka, teo anatrehan’ny tsipìka voahenjana, teo anatrehan’ny ady mahatsiravina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nandositra teo anoloan’ny sabatra ireny, teo anoloan’ny sabatra tsy nitsitsitsitsy sy teo anoloan’ny tsipîka nihenjana ary teo anoloan’ny ady mahery vaika.
Malagasy Bible 1865
Fa mandositra ny sabatra ireo, dia ny sabatra voatsoaka sy ny tsipìka voahenjana ary ny havesatry ny ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mandositra ny sabatra ireo, dia ny sabatra voatsoaka sy ny tsipìka voahenjana ary ny havesatry ny ady.
malagasy