Isaiah 21:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Ato anatin’ny herintaona, tahaka ny taonan’ny mpikarama, dia ho levona avokoa ny voninahitr’i Kedara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria izao no nolazain’ny Tompo tamiko: «Herintaona, araka ny fanisana ny taonan’ny mpikarama, sisa dia ho levona avokoa ny voninahitr’i Sedara; ary amin’ireo tsipìka maro an’ny lehilahy mahery, zanak’i Sedara, dia kely foana no sisa tavela, fa i Iaveh Andriamanitr’i Israely no efa niteny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no voalazan’ny Tompo tamiko: «Amin’ny herintaona toy izao anio izao, dia ho levona avokoa ny voninahitr’i Kedara.
Malagasy Bible 1865
Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko: Ato anatin'ny herintaona, tahaka ny taonan'ny mpikarama, dia ho levona avokoa ny voninahitr'i Kedara;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Ato anatin’ny herintaona, tahaka ny taonan’ny mpikarama, dia ho levona avokoa ny voninahitr’i Kedara.
malagasy
Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko: Ato anatin'ny herintaona, tahaka ny taonan'ny mpikarama, dia ho levona avokoa ny voninahitr'i Kedara;Ary ny tsipìka sisa izay; an'ny lehilahy mahery, taranak'i Kedara, dia ho vitsy foana, fa Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, ao efa niteny.