Isaiah 21:17 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho vitsy foana sisa ny tsipìka izay an’ny lehilahy mahery, taranak’i Kedara; fa NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no efa niteny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ho vitsy kely sisa no tavela amin’ireo mpandefa tsipîka sy ireo miaramila voafantin’i Kedara.» Izany no tenin’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tsipìka sisa izay; an'ny lehilahy mahery, taranak'i Kedara, dia ho vitsy foana, fa Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, ao efa niteny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho vitsy foana sisa ny tsipìka izay an’ny lehilahy mahery, taranak’i Kedara; fa NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, no efa niteny.
malagasy
Ary ny tsipìka sisa izay; an'ny lehilahy mahery, taranak'i Kedara, dia ho vitsy foana, fa Jehovah Andriamanitry ny Isiraely, ao efa niteny.