Isaiah 21:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niemponempona ny foko, horohoro no nahazo ahy; navadiny ho fangovitana ny hariva niriko ho avy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mivadika ny foko, raiki-tahotra aho; ny alina niriko, natao fotoan’ny horohoro ho ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Very hevitra aho ary nangovitra noho ny tahotra; nandrasako ny hariva hampangatsiatsiaka ahy, kanjo nivadika ho fampihorohoroana ahy izany.
Malagasy Bible 1865
Niemponempona ny foko, nampahatahotra ahy ny horohoro; Ny hariva fahafinaretako nampodiny ho fangovitako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niemponempona ny foko, horohoro no nahazo ahy; navadiny ho fangovitana ny hariva niriko ho avy.
malagasy
Niemponempona ny foko, nampahatahotra ahy ny horohoro; Ny hariva fahafinaretako nampodiny ho fangovitako.