Isaiah 21:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Velarina ny latabatra, miambina ny mpiambina, mihinana sy misotro ny olona. Mitsangàna ianareo lehibe! Hosory diloilo ny ampinga!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny latabatra atsangana, ny tily miambina, ny olona mihinana sy misotro. - Mitsangàna, ianareo kapiteny! Hosory ny ampinga!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naroso ny sakafo, navelatra ny lambanana, dia nihinana sy nisotro ny olona. Kanjo vetivety teo nisy niantso hoe: «Mitsangàna, ry mpitari-tafika, hosory menaka ny ampinga!»
Malagasy Bible 1865
Velarina ny latabatra, miambina ny mpiambina, mihinana sy misotro ny olona mitsangàna, ianareo lehibe, ka hosory ny ampinga!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Velarina ny latabatra, miambina ny mpiambina, mihinana sy misotro ny olona. Mitsangàna ianareo lehibe! Hosory diloilo ny ampinga!
malagasy
Velarina ny latabatra, miambina ny mpiambina, mihinana sy misotro ny olona mitsangàna, ianareo lehibe, ka hosory ny ampinga![Na: velarina ny tsihy]