Isaiah 21:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Mandehana, manendre mpitily, koa izay hitany no aoka holazainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no nolazain’ny Tompo tamiko: «Mandehana mametraka tily, ka aoka holazainy izay hitany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao tokoa no nolazain’ny Tompo tamiko: «Ndeha mametraka mpitily ianao, ka aoka io no hanambara izay hitany!
Malagasy Bible 1865
Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko: Mandehana, manendre tily; Ka izay hitany no aoka holazainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Mandehana, manendre mpitily, koa izay hitany no aoka holazainy.
malagasy
Fa izao no nolazain'i Jehovah tamiko: Mandehana, manendre tily; Ka izay hitany no aoka holazainy.