Isaiah 21:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nahita izy ka indreo kalesy fitondra miady, soavaly mandeha tsiroaroa sy boriky betsaka ary rameva betsaka; dia nihaino izy; eny, nihaino tsara;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny ho hitany dia mpitaingin-tsoavaly mpitaingin-tsoavaly mitaingina ampondra, mpitaingin-tsoavaly mitaingin-drameva. Dia hijery amim-pitandremana izy, amim-pitandremana fatratra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha kalesy tarihin-tsoavaly no tazany na koa boriky na rameva manao andiany, dia tokony ho mailo izy, eny, tokony ho mailo tsara.»
Malagasy Bible 1865
Dia nahita izy ka indreo mpitaingina manao andiany mandeha tsiroaroa sy boriky andiany ary rameva andiany. Ary nihaino izy, eny, nihaino dia nihaino;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nahita izy ka indreo kalesy fitondra miady, soavaly mandeha tsiroaroa sy boriky betsaka ary rameva betsaka; dia nihaino izy; eny, nihaino tsara;
malagasy
Dia nahita izy ka indreo mpitaingina manao andiany mandeha tsiroaroa sy boriky andiany ary rameva andiany. Ary nihaino izy, eny, nihaino dia nihaino;