Isaiah 21:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niantso mafy nanao feon-diona izy hoe: Tompo ô! Mijanona mandrakariva eto ambonin’ny fitazanako aho amin’ny antoandro, ary mitoetra eto amin’ny fiambenako aho mandritra ny alina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso toy ny liona izy hoe: «Eto amin’ny tilikambo fitiliana no ipetrahako, ry Tompo, tsy an-kijanona tontolo andro mitsangana eto amin’ny fiambenana aho, isan’alina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo dia niantso ilay mpitily nanao hoe: «Teo amin’ny toeram-piambenako, tompoko, no nijanonako tontolo andro, ary teo amin’ny toeram-pitiliako no nijoroako nandritra ny alina.
Malagasy Bible 1865
Dia niantso nanao feon-diona izy ka nanao hoe: Tompo ô! izaho mijanona mandrakariva eto ambonin'ny fitazanako nony antoandro, Ary mitoetra eto amin'ny fiambenako aho mandritra ny alina;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niantso mafy nanao feon-diona izy hoe: Tompo ô! Mijanona mandrakariva eto ambonin’ny fitazanako aho amin’ny antoandro, ary mitoetra eto amin’ny fiambenako aho mandritra ny alina.
malagasy
Dia niantso nanao feon-diona izy ka nanao hoe: Tompo ô! izaho mijanona mandrakariva eto ambonin'ny fitazanako nony antoandro, Ary mitoetra eto amin'ny fiambenako aho mandritra ny alina;