Isaiah 21:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa indro, avy ny kalesy fitondra miady miaraka amin’olona; soavaly mandeha tsiroaroa! Ary hoy izy hoe: Rava, rava i Babilona! Ary ny sarivongan’ny andriamaniny rehetra dia voatorotoro miraraka amin’ny tany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indreo tamy ny olona mitaingin-tsoavaly, ny mpitaingin-tsoavaly, milahatra tsiroaroa.» Dia niteny indray izy ka nanao hoe: «Potraka re! Potraka re i Babilôna! ary ny sarin’ireo andriamaniny rehetra nazerany novakiny tamin’ny tany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka indro erỳ tamy ny lehilahy iray mitaingin-kalesy tarihin-tsoavaly sady niloa-bava niteny hoe: Rava, rava i Babilôna! Torotoro miraraka amin’ny tany avokoa ny sarivongan’ny andriamaniny rehetra!»
Malagasy Bible 1865
Koa, indreo, avy ny olona an-diany, mpitaingina mandeha tsiroaroa; Ary nanandratra ny feony izy ka nanao hoe: Rava, rava Babylona! Ary ny sarin 'ny andriamaniny rehetra dia voatorotoro miraraka amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa indro, avy ny kalesy fitondra miady miaraka amin’olona; soavaly mandeha tsiroaroa! Ary hoy izy hoe: Rava, rava i Babilona! Ary ny sarivongan’ny andriamaniny rehetra dia voatorotoro miraraka amin’ny tany!
malagasy
Koa, indreo, avy ny olona an-diany, mpitaingina mandeha tsiroaroa; Ary nanandratra ny feony izy ka nanao hoe: Rava, rava Babylona! Ary ny sarin'ny andriamaniny rehetra dia voatorotoro miraraka amin'ny tany.[Heb. sarin-javatra voasokitra]