Isaiah 22:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny loza hanjo ny Lohasahan’ny Fahitana. Nahoana re ianao no niakatra niaraka tamin’ny olonao rehetra ho eny an- tampon-trano,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Faminaniana ny amin’i Lohasahan’ny fahitana. Maninona ity ianao, no miakatra ambony tafon-trano avokoa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hafatra momba ny lohasahan’ny fahitana. Fa inona ity mahazo anareo no miakatra eny an-tampon-trano, ry mponin’i Jerosalema?
Malagasy Bible 1865
Faminaniana ny amin'ny lohasahan'ny Fahitana. Inona re izato manjo anareo, no dia miakatra eny an-tampon-trano avokoa ianareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny loza hanjo ny Lohasahan’ny Fahitana. Nahoana re ianao no niakatra niaraka tamin’ny olonao rehetra ho eny an- tampon-trano*,
malagasy
[Faminaniana ny amin'ny loza hanjo an'i Jerosalema] Faminaniana ny amin'ny lohasahan'ny Fahitana. Inona re izato manjo anareo, no dia miakatra eny an-tampon-trano avokoa ianareo, [Heb. anao][Heb. ianao]