Isaiah 22:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
isainareo ny trano any Jerosalema, ary ravanareo ny trano mba hanamafisanareo ny manda.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nisainareo ny trano ao Jerosalema ary noravanareo ny trano hamboarana ny manda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisainareo ny trano tao Jerosalema ka noravanareo ny sasany mba hahamora ny hiarovana ny manda.
Malagasy Bible 1865
Isainareo ny trano any Jerosalema, ka dia ravanareo ny trano ho enti-manamafy ny manda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
isainareo ny trano any Jerosalema, ary ravanareo ny trano mba hanamafisanareo ny manda.
malagasy
Isainareo ny trano any Jerosalema, ka dia ravanareo ny trano ho enti-manamafy ny manda.