Isaiah 22:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hiantso NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, hiantso fitomaniana sy fitolokoana sy fiharatana ary fisikinana lamba fisaonana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Tompo Iavehn’ny tafika, niantso anareo, tamin’izany andro izany, hitomany sy higogogogo, hibory loha sy hisikina lasàka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany dia niantso anareo ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao mba hitomany sy hitoloko, hanaratra volon-doha sy hitondra lamba fisaonana.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany Jehovah, Tompon'ny maro, Hiantso fitomaniana sy fioriana sy fiharatana ary fisikinana lamba fisaonana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hiantso NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, hiantso fitomaniana sy fitolokoana sy fiharatana ary fisikinana lamba fisaonana;
malagasy
Ary amin'izany andro izany Jehovah, Tompon'ny maro, Hiantso fitomaniana sy fioriana sy fiharatana ary fisikinana lamba fisaonana.