Isaiah 22:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanjo e izato hafaliana sy haravoravoana! Vonoina ny omby sy ondry aman’osy. Hanina ny hena ary sotroina ny divay: Aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo fety amam-piravoravoana no hita; manominda omby ny olona, mamono ondry, mivoky hena sy misotro divay, manao hoe: «Aoka hihinana sy hisotro isika, fa ho faty ihany rahampitso.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo fifaliam-be no nataonareo: novonoina ny omby sy ny ondry ka fihinanan-kena sy fisotroan-divay moa izao! «Andeha isika hihinana sy hisotro fa rahampitso dia ho faty, hoy ianareo.»
Malagasy Bible 1865
Kanjo he izato hafaliana sy halavoravoana! Sy famonoana omby sy ondry aman'osy ary fihinanan-kena sy fisotroan-divay! Aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanjo e izato hafaliana sy haravoravoana! Vonoina ny omby sy ondry aman’osy. Hanina ny hena ary sotroina ny divay: Aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty!
malagasy
Kanjo he izato hafaliana sy halavoravoana! Sy famonoana omby sy ondry aman'osy ary fihinanan-kena sy fisotroan-divay! Aoka isika hihinana sy hisotro, fa rahampitso dia ho faty.