Isaiah 22:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao: Andeha mankao amin’io mpiandraiki-draharaha io, dia i Sebna, lehiben’ny ao an-dapa, ka lazao hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nolazain’ny Tompo Iavehn’ny tafika: «Mandehana manatona an’io mpitandrina io, dia i Sobnà, lehiben’ny ao an-dapa, ka lazao aminy hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no voalazan’ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao: «Ndeha mankany amin’i Sebnà, mpanolotsain’ny mpanjaka sady lehiben’ny lapa ka mitenena aminy hoe:
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Andeha mankao amin'ilay mpanolo-tsaina io, dia ao amin'i Sebna, lehiben'ny ao an-dapa, ka ataovy hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao: Andeha mankao amin’io mpiandraiki-draharaha io, dia i Sebna, lehiben’ny ao an-dapa, ka lazao hoe:
malagasy
[Ny amin'ny nanonganana an'i Sebna sy ny nanendrena an'i Eliakima ho solony] Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Andeha mankao amin'ilay mpanolo-tsaina io, dia ao amin'i Sebna, lehiben'ny ao an-dapa, ka ataovy hoe: