Isaiah 22:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ry tanàna be horakoraka sy be tabataba, vohitra miravoravo? Ny faty eo aminao dia tsy mba novonoin-tsabatra, na maty an’ady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ry tanàna be horakoraka sy feno tabataba, ry vohitra miravoravo? Ny maty eo aminao tsy mba matin-tsabatra, na lavo an’ady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahoana no maresaka be ny tanàna ary feno antsoantso sy tabataba? Tsy matin-tsabatra anefa ireo maty eo aminao ary tsy maty novonoina tamin’ny ady.
Malagasy Bible 1865
Ry ilay be horakoraka, tanàna be tabataba, vohitra miravoravo? Ny faty eo aminao dia tsy mba novonoin-tsabatra, na maty an'ady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ry tanàna be horakoraka sy be tabataba, vohitra miravoravo? Ny faty eo aminao dia tsy mba novonoin-tsabatra, na maty an’ady.
malagasy
Ry ilay be horakoraka, tanàna be tabataba, vohitra miravoravo? Ny faty eo aminao dia tsy mba novonoin-tsabatra, na maty an'ady.