Isaiah 22:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hantsoiko kosa i Eliakima mpanompoko, zanak’i Hilkia;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izao no hitranga amin’izany andro izany: Hiantso ny mpanompoko aho, dia i Eliasima zanak’i Helkiasa,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, dia hantsoiko i Eliakima, zanakalahin’i Hilkià mpanompoko,
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany andro izany dia hantsoiko kosa Eliakima mpanompoko, zanak'i Hilkia;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hantsoiko kosa i Eliakima mpanompoko, zanak’i Hilkia;
malagasy
Ary amin'izany andro izany dia hantsoiko kosa Eliakima mpanompoko, zanak'i Hilkia;