Isaiah 22:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hampanaoviko azy ny akanjonao sady hosikinako amin’ny fehikibonao izy ka hatolotro ho eo an-tanany ny fahefanao; dia ho tonga rain’ny mponina eto Jerosalema sy ny taranak’i Joda izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka hampiakanjoako azy ny akanjo vitinao, hampanaoviko azy ny samboadinao; hapetrako eo am-pelatanany ny fahefanao; dia ho tonga ray izy amin’ny mponina ao Jerosalema, sy amin’ny taranak’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hampitafiako ny akanjonao, sy hampietràko ny fehikibonao ary hotolorako ny fahefànao. Ho an’ny mponin’i Jerosalema sy ny fanjakan’i Joda dia hanjary ray i Eliakima.
Malagasy Bible 1865
Ary hampiakanjoiko azy ny akanjonao, sady hosikinako amin'ny fehin-kibonao izy; Ka dia hatolotro eo an-tànany ny fanapahanao, ary dia ho tonga rain'ny mponina eto Jerosalema sy ny taranak'i Joda izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hampanaoviko azy ny akanjonao sady hosikinako amin’ny fehikibonao izy ka hatolotro ho eo an-tanany ny fahefanao; dia ho tonga rain’ny mponina eto Jerosalema sy ny taranak’i Joda izy.
malagasy
Ary hampiakanjoiko azy ny akanjonao, sady hosikinako amin'ny fehin-kibonao izy; Ka dia hatolotro eo an-tànany ny fanapahanao, ary dia ho tonga rain'ny mponina eto Jerosalema sy ny taranak'i Joda izy.