Isaiah 22:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatsatoko toy ny fanantonan-javatra eo amin’ny toerana mafy izy ka ho sezam-boninahitra ho an’ny fianakavian-drainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hatsatoko toy ny fantsika amin’ny fitoerana mafy izy, ka hanjary sezam-boninahitra ho an’ny ankohonan-drainy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Halentiko toy ny tsatòka eo amin’ny toerana mafy izy, ka ho tonga anaram-boninahitra ho an’ny fianakavian-drainy.»
Malagasy Bible 1865
Ary hatsatoko toy ny fihantonan-javatra eo amin'ny fitoerana mafy izy ka ho sezam-boninahitra ho an'ny mpianakavin-drainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatsatoko toy ny fanantonan-javatra eo amin’ny toerana mafy izy ka ho sezam-boninahitra ho an’ny fianakavian-drainy.
malagasy
Ary hatsatoko toy ny fihantonan-javatra eo amin'ny fitoerana mafy izy ka ho sezam-boninahitra ho an'ny mpianakavin-drainy.