Isaiah 22:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miara-mandositra ny mpitondra anao; afatotry ny mpandefa zana-tsipìka izy. Izay olona rehetra hita tao aminao dia niaraka azo babo, na dia nitady handositra lavitra aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny lehibenao indray nandositra avokoa, voasambotra tsy amin-tsipìka; ny vahoakanao indray azo avokoa, teny am-pandosirana any lavitra any.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitsoaka nandositra ireo mpitari-tafikao, azo babo noho ny tifitra tsipîka izy. Nataon’ny fahavalo sambo-belona avokoa izay hitany, hatramin’ireo efa nitsoaka nandositra lavitra aza.
Malagasy Bible 1865
Niara-nandositra ny lehibenao, nafatotra tsy amin-tsipìka izy; Izay rehetra hita tao aminao dia niara-nafatotra, na dia nitady handositra lavitra aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miara-mandositra ny mpitondra anao; afatotry ny mpandefa zana-tsipìka izy. Izay olona rehetra hita tao aminao dia niaraka azo babo, na dia nitady handositra lavitra aza.
malagasy
Niara-nandositra ny lehibenao, nafatotra tsy amin-tsipìka izy; Izay rehetra hita tao aminao dia niara-nafatotra, na dia nitady handositra lavitra aza. [Na: Nafatotry ny mpandefa zana-tsipìka]