Isaiah 22:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izany no ilazako hoe: Mihodìna tsy hijery ahy, fa hitomanin’alahelo aho; aza dia fatra-pampionona ahy noho ny fandringanana ny oloko, zanakavavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa niteny aho nanao hoe: «Mihodìna tsy hijery ahy, aoka hitomany mafy aho! Aza maimay hampionona ahy, noho ny fandringanana ny zanaka vavin’ny vahoakako.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no itenenako aminareo hoe: «Aza mijery ahy intsony fa aleo aho hitomany mafy. Aza misahirana mampionona ahy akory noho ny fandringanana nanjo ny fireneko.
Malagasy Bible 1865
Koa izany no anaovako hoe: Mihodina tsy hijery ahy, fa hitomany mafy dia mafy aho; Aza dia fatra-pampionona ahy noho ny fandringanana ny oloko zanakavavy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izany no ilazako hoe: Mihodìna tsy hijery ahy, fa hitomanin’alahelo aho; aza dia fatra-pampionona ahy noho ny fandringanana ny oloko, zanakavavy.
malagasy
Koa izany no anaovako hoe: Mihodina tsy hijery ahy, fa hitomany mafy dia mafy aho; Aza dia fatra-pampionona ahy noho ny fandringanana ny oloko zanakavavy