Isaiah 22:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitondra ny tranon-jana-tsipìka i Elama, manatona ny kalesy fitondra miady misy olona sy ny mpitaingin-tsoavaly; Manaisotra ny fonon’ampinga i Kira.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Elama mandray ny tranon-jana-tsipìka, tamy izy mitondra kalesy ama-mpitaingin-tsoavaly; ary Kira nanala fono ny ampingany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitondra tsipîka sy zana-tsipîka ny Helamita, sady mitaingina kalesy sy soavaly; ary mamelatra ampinga ny mpiady avy any Kira.
Malagasy Bible 1865
Ary Elama mitondra ny tranon-jana-tsipìka mbamin'ny kalesy misy olona sy ny mpitaingin-tsoavaly; Ary Kira manaisotra ny fonon'ampinga
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitondra ny tranon-jana-tsipìka i Elama, manatona ny kalesy fitondra miady misy olona sy ny mpitaingin-tsoavaly; Manaisotra ny fonon’ampinga i Kira.
malagasy
Ary Elama mitondra ny tranon-jana-tsipìka mbamin'ny kalesy misy olona sy ny mpitaingin-tsoavaly; Ary Kira manaisotra ny fonon'ampinga