Isaiah 22:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Feno kalesy fitondra miady ny lohasahanao tsara indrindra, milahatra eo am-bavahady ny mpitaingin-tsoavaly,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Feno kalesy ny lohasahanao tsara indrindra; ary mitana fitoerana eo am-bavahadinao, ny mpitaingin-tsoavaly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Feno kalesy sy soavaly, ry Jerosalema, ny lohasahanao tsara indrindra; milahatra eo am-bavahadinao ireny,
Malagasy Bible 1865
Izay tsara indrindra amin'ny lohasahanao dia feno kalesy, ary ny mpitaingin-tsoavaly milahatra eo am-bavahady
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Feno kalesy fitondra miady ny lohasahanao tsara indrindra, milahatra eo am-bavahady ny mpitaingin-tsoavaly,
malagasy
Izay tsara indrindra amin'ny lohasahanao dia feno kalesy, ary ny mpitaingin-tsoavaly milahatra eo am-bavahady