Isaiah 22:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary alany ny fisalobonan’i Joda. Amin’izany andro izany dia mijery ny fiadiana ao amin’ny Tranon’ny Ala ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalana tamin’i Jodà ny fisalobonany. Amin’izany andro izany dia manopy maso ianao, mankany amin’ny fitahirizam-piadiana ao an-dapan’ny ala,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy misy fiarovana ho an’i Joda intsony. Tamin’izany andro izany, dia nojerenareo ny fitaovam-piadiana napetraka hitoby tao amin’ilay trano antsoina hoe «Lapan’ny Ala »,
Malagasy Bible 1865
Dia alana ny fisalobonan'i Joda, ary mijery ny fiadiana ao an-Tranoala ianao amin'izany andro izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary alany ny fisalobonan’i Joda. Amin’izany andro izany dia mijery ny fiadiana ao amin’ny Tranon’ny Ala ianao.
malagasy
Dia alana ny fisalobonan'i Joda, ary mijery ny fiadiana ao an-Tranoala ianao amin'izany andro izany.