Isaiah 22:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitanareo fa maro ny banga amin’ny Tanànan’i Davida; mamory ny rano avy amin’ny kamory ambany ianareo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny banga amin’ny tanànan’i Davida, hitanareo fa betsaka. Novorinareo ny rano amin’ny kamory ambany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary hitanareo ny banga maro amin’ny mandan’ny tanànan’i Davida. Tao amin’ny fitobian-drano ambany no namorianareo rano.
Malagasy Bible 1865
Ary hilanareo fa banga be ihany ny tanànan'i Davida; Ary mamory ny rano avy amin'ny kamory ambany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitanareo fa maro ny banga amin’ny Tanànan’i Davida; mamory ny rano avy amin’ny kamory ambany ianareo;
malagasy
Ary hilanareo fa banga be ihany ny tanànan'i Davida; Ary mamory ny rano avy amin'ny kamory ambany ianareo.