Isaiah 23:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka hiely manerana ny taninao tahaka an’i Neily ianao, ry Tarsisy zanakavavy, fa tsy misy intsony ny zioga!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mieleza amin’ny taninao, tahaka an’i Nila, ry zanaka vavin’i Tarsisa, fa tsy manam-pehikibo intsony ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Voleo ny taninao, ry Tiro, ka ataovy toy ny eny amoron’i Neily, satria tsy hisy seranana intsony ho an’ny sambon’i Tarsisy.»
Malagasy Bible 1865
Ry Tarsisy zanakavavy, aoka ianao hanafotra ny taninao tahaka an'i Neily; Fa tsy misy fifehezana intsony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka hiely manerana ny taninao tahaka an’i Neily ianao, ry Tarsisy zanakavavy, fa tsy misy intsony ny zioga!
malagasy
Ry Tarsisy zanakavavy, aoka ianao hanafotra ny taninao tahaka an'i Neily; Fa tsy misy fifehezana intsony.[Heb. fehin-kibo]