Isaiah 23:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Natsotrany teo ambonin’ny ranomasina ny tanan’NY TOMPO; nampihorohoroiny ny fanjakana; NY TOMPO efa nandidy ny amin’i Kanana mba handravana ireo mandany mafy orina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iaveh efa naninjitra ny tanany amin’ny ranomasina, nampihorohoro ny fanjakana; nanao didy hamelezana ny tanànany mimanda.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Efa naninji-tanana ny TOMPO, mba handrahonana ny ranomasina, efa nampangorohoro ny fanjakana maro Izy, ary efa nanome baiko handravana ireo tanàna mimanda teo amin’ny Kanahanita.
Malagasy Bible 1865
Ny tànan'i Jehovah nahifiny tambonin'ny ranomasina; Nampihorohoroiny ny fanjakana; Jehovah efa nandidy ny amin'i Kanana, mba horavana ny fiarovany mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Natsotrany teo ambonin’ny ranomasina ny tanan’NY TOMPO; nampihorohoroiny ny fanjakana; NY TOMPO efa nandidy ny amin’i Kanana mba handravana ireo mandany mafy orina.
malagasy
Ny tànan'i Jehovah nahifiny tambonin'ny ranomasina; Nampihorohoroiny ny fanjakana; Jehovah efa nandidy ny amin'i Kanana, mba horavana ny fiarovany mafy.