Isaiah 23:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Midradradradrà ianareo, ry sambon’i Tarsisy ô! Fa rava ny mandanareo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Migogogogoa, ry Tarsisa, fa rava ny tanàna mimanda.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Midradradradrà mafy ianareo, ry sambon’i Tarsisy ô, satria rava ny fialofanareo.»
Malagasy Bible 1865
Midradradradrà ianareo, ry sambon'i Tarsisy ô! Fa rava ny fiarovanareo mafy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Midradradradrà ianareo, ry sambon’i Tarsisy ô! Fa rava ny mandanareo!
malagasy
Midradradradrà ianareo, ry sambon'i Tarsisy ô! Fa rava ny fiarovanareo mafy.