Isaiah 23:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mangìna ianareo mponina amin’ny nosy izay efa nofenoin’ny mpivaro-mandeha avy any Sidona harena tamin’ny fitetezany ranomasina!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka hitanàka, ianareo mponina amorontsiraka, rakotry ny mpandranto avy any Sidona, izay mitety ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aoka tsy hahateny tsy hahavolana ianareo mponina amoron-tsiraka, dia ianareo mpandranto ao Tsidôna izay mandefa iraka hamakivaky ny ranomasim-be.»
Malagasy Bible 1865
Mangina, ianareo mponina amoron-tsiraka! Ny mpandranto avy any Sidona, Izay mandeha eny ambonin'ny ranomasina, no efa nampanan-karena anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mangìna ianareo mponina amin’ny nosy izay efa nofenoin’ny mpivaro-mandeha avy any Sidona harena tamin’ny fitetezany ranomasina!
malagasy
Mangina, ianareo mponina amoron-tsiraka! Ny mpandranto avy any Sidona, Izay mandeha eny ambonin'ny ranomasina, no efa nampanan-karena anao.[Heb. nameno]