Isaiah 23:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teny amin’ny ranobe ny varin’i Sihora, dia ny vokatr’i Neily ka nampiditra harena ho azy izy; ary tonga tsenan’ny firenena izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mamakivaky ny ranobe ny vary avy any Nila, ny vokatry ny ony, niditra ho hareny, tsenan’ny firenena izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay afafy eny amoron’i Neily dia i Tsidôna no mioty azy; izy no mandray ny tombombarotr’ireo firenena.
Malagasy Bible 1865
Teny amin'ny rano be ny varin'i Sihora, dia ny vokatr'i Neily, ka nampiditra harena ho azy; Ary tonga tsenan'ny firenena izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teny amin’ny ranobe ny varin’i Sihora, dia ny vokatr’i Neily ka nampiditra harena ho azy izy; ary tonga tsenan’ny firenena izy.
malagasy
Teny amin'ny rano be ny varin'i Sihora, dia ny vokatr'i Neily, ka nampiditra harena ho azy; Ary tonga tsenan'ny firenena izy.