Isaiah 23:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ho menatra ianao, ry Sidona! Fa hoy ny ranomasina, dia ny fiarovana mafy ao an-dranomasina hoe: Tsy nihetsi-jaza aho, tsy niteraka aho, tsy nitaiza zatovo aho na namelona virijiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ho safotry ny henatra ianao, ry Sidona, fa efa niteny ny ranomasina, ny trano mimanda eo amin’ny ranomasina, nanao hoe: «Tsy mba nihetsi-jaza aho na niteraka, tsy mba namelona zatovo aho, na nitaiza virjiny.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa fahavoazana moa izato manjo anao, ry Tsidôna, tanàna mimanda eo amoron-dranomasina! Fa hoy indrindra ny ranomasina hoe: «Laviko ny hihetsi-jaza na hiteraka, laviko ny hitaiza zazalahy na hanabe tovovavy.
Malagasy Bible 1865
Aoka ho menatra ianao, ry Sidona; Fa ny ranomasina, dia ny fiarovana mafy ao an-dranomasina, efa niteny hoe: Tsy mbola nihetsi-jaza aho, na niteraka, tsy mbola nitaiza zatovo aho, na namelona virijina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ho menatra ianao, ry Sidona! Fa hoy ny ranomasina, dia ny fiarovana mafy ao an-dranomasina hoe: Tsy nihetsi-jaza aho, tsy niteraka aho, tsy nitaiza zatovo aho na namelona virijiny.
malagasy