Isaiah 23:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa re tany Ejipta izany dia toran-kovitra izy noho ny nanjo an’i Tiro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa handre izany vaovao izany i Ejipta dia ho raiki-tahotra mandre ny naharavan’i Tira.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mandre izany i Ejipta, dia hihoron-koditra tahaka ny hampihoron-koditra azy koa noho izay efa hanjo an’i Tiro.
Malagasy Bible 1865
Rehefa re tany Egypta izany, Dia toran-kovitra izy noho ny nanjo an'i Tyro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa re tany Ejipta izany dia toran-kovitra izy noho ny nanjo an’i Tiro.
malagasy
Rehefa re tany Egypta izany, Dia toran-kovitra izy noho ny nanjo an'i Tyro.