Isaiah 23:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no nikasa izany mba hamelezana an’i Tiro, ilay mpanome satroboninahitra, nefa ny mpivaro-mandeha tao aminy dia mpanapaka, ary olona fanta-daza ny mpivarotra ao aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no nandidy izany, hamelezana an’i Tira izay nanome satroboninahitra; ary ny mpandrantony dia andriandahy, ary ny mpivarotra avy aminy olo-malaza amin’ny tany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no nanapa-kevitra hamely an’i Tiro izay mpizara satroboninahi-panjakana? Ny mpandrantony dia tahaka ny printsy ary ny mpandraharahany anisan’ireo olona nohajaina tetỳ an-tany, ka iza no nanapa-kevitra hamely an’i Tiro?
Malagasy Bible 1865
Iza no nikasa izany hamelezana an'i Tyro, mpanome satro-boninahitra, izany? Mpanapaka ny mpandrantony, Olo-malaza amin'ny tany ny mpivarony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no nikasa izany mba hamelezana an’i Tiro, ilay mpanome satroboninahitra, nefa ny mpivaro-mandeha tao aminy dia mpanapaka, ary olona fanta-daza ny mpivarotra ao aminy.
malagasy
Iza no nikasa izany hamelezana an'i Tyro, mpanome satro-boninahitra, izany? Mpanapaka ny mpandrantony, Olo-malaza amin'ny tany ny mpivarony.