Isaiah 23:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no nikasa izany, mba hampietreny ny fiavonavonany noho ny hatsaran-tarehy rehetra, sy hanalany ny voninahitr’izay rehetra ankalazaina amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
I Iavehn’ny tafika no nandidy izany mba hanamatroka ny voninahitr’izay rehetra mamirapiratra, mba hanetry ny olo-malaza rehetra amin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Ny TOMPOn’izao rehetra izao no nanapa-kevitra hanao izany mba hanetrena ny fireharehana eo amin’izay rehetra mpitady voninahitra sy hanaovana tsinontsinona ireo rehetra nohajaina tetỳ an-tany.
Malagasy Bible 1865
Jehovah, Tompon'ny maro, no nikasa izany, mba hampietreny ny fiavonavonan'ny voninahitra rehetra, sy hanalany ny voninahitry ny olo-malaza rehetra amin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no nikasa izany, mba hampietreny ny fiavonavonany noho ny hatsaran-tarehy rehetra, sy hanalany ny voninahitr’izay rehetra ankalazaina amin’ny tany.
malagasy
Jehovah, Tompon'ny maro, no nikasa izany, mba hampietreny ny fiavonavonan'ny voninahitra rehetra, sy hanalany ny voninahitry ny olo-malaza rehetra amin'ny tany.