Isaiah 24:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hivoaramena ny volana ary hivaloarika ny masoandro, satria Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no Mpanjaka ao an-tendrombohitra Ziona, any Jerosalema, ary misy voninahitra eo anatrehan’ny loholony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ny volana hihamena, ny masoandro hivaloarika, fa i Iavehn’ny tafika hanjaka ao an-tendrombohitra Siôna sy ao Jerosalema, ary ny voninahitra hamirapiratra eo anatrehan’ny loholony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay noho ny henatra dia hivoaramena ny volana ary hivaloarika ny masoandro; fa ny TOMPOn’izao rehetra izao no hanjaka ao Jerosalema, eo an-tendrombohitra Tsiôna, sady hamirapira-boninahitra eo anatrehan’ireo loholony.
Malagasy Bible 1865
Dia hivoara-mena ny volana, ary hivaloarika ny masoandro, fa Jehovah, Tompon'ny maro, no Mpanjaka ao an-tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, ary eo anatrehan'ny loholony dia misy voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hivoaramena ny volana ary hivaloarika ny masoandro, satria Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no Mpanjaka ao an-tendrombohitra Ziona*, any Jerosalema, ary misy voninahitra eo anatrehan’ny loholony.
malagasy
Dia hivoara-mena ny volana, ary hivaloarika ny masoandro, fa Jehovah, Tompon'ny maro, no Mpanjaka ao an-tendrombohitra Ziona sy any Jerosalema, ary eo anatrehan'ny loholony dia misy voninahitra.