Isaiah 25:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa mipetraka amin’ity tendrombohitra ity ny tanan’NY TOMPO; ary hohosihosena ao amin’izay misy azy i Moaba, tahaka ny fanosihosy ny mololo miavosa amin’ny rano ao am-pahitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny tanan’i Iaveh hipetraka amin’ity tendrombohitra ity; ary i Moaba kosa, hohosihosena an-toerana, toy ny fihosihosy mololo ao an-dobon-jezika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hipetraka amin’ity tendrombohitra ity ny tanam-piarovan’ny TOMPO!» Fa i Môaba kosa hohosihosena eo amin’ny toerany toy ny fanosihosy mololo ao am-pahitra tondra-drano.
Malagasy Bible 1865
Fa hipetraka amin'ity tendrombohitra ity ny tànan'i Jehovah, ary Moaba hohosihosena ao amin'izay itoerany, dia tahaka ny fanosihosena ny mololo miavosa amin'ny rano ao am-pahitra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa mipetraka amin’ity tendrombohitra ity ny tanan’NY TOMPO; ary hohosihosena ao amin’izay misy azy i Moaba, tahaka ny fanosihosy ny mololo miavosa amin’ny rano ao am-pahitra;
malagasy
Fa hipetraka amin'ity tendrombohitra ity ny tànan'i Jehovah, ary Moaba hohosihosena ao amin'izay itoerany, dia tahaka ny fanosihosena ny mololo miavosa amin'ny rano ao am-pahitra;