Isaiah 25:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Harodany sy haetriny ny mandanao mafy sy avo ka hataony mikasika amin’ny tany sy mihosom-bovoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny mandanao avo be, harodany, hazerany, hatontany amin’ny tany, anatin’ny vovoka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mandanao mafy sy sarotra iakarana, ry Môaba, dia efa nazeran’ny TOMPO sy narodany ka nilamaka an-tany hiafara am-bovoka.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mandanao mafy sy avo dia harodany ka haetriny sy hofongorany hatramin'ny tany, dia hatramin'ny vovoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Harodany sy haetriny ny mandanao mafy sy avo ka hataony mikasika amin’ny tany sy mihosom-bovoka.
malagasy
Ary ny mandanao mafy sy avo dia harodany ka haetriny sy hofongorany hatramin'ny tany, dia hatramin'ny vovoka.