Isaiah 25:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia hankalaza Anao ny firenena matanjaka, hatahotra Anao ny tanànan’ny firenena mpampihorohoro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany ny firenena mahery anankiray hanome voninahitra Anao; ny tanànan’ireo firenena mahatsiravina hanaja Anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia hisy firenena matanjaka hanome voninahitra Anao; ary ny tanànan’ireo firenena lozabe dia haneho fanajana Anao.
Malagasy Bible 1865
Ka dia hankalaza Anao ny firenena masiaka, Hatahotra Anao ny tanànan'ny firenena lozabe.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia hankalaza Anao ny firenena matanjaka, hatahotra Anao ny tanànan’ny firenena mpampihorohoro.
malagasy
Ka dia hankalaza Anao ny firenena masiaka, Hatahotra Anao ny tanànan'ny firenena lozabe.