Isaiah 25:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fiarovana mafy ho an’ny reraka Ianao; eny, fiarovana mafy ho an’ny mahantra ao amin’ny fahoriany, fialofana amin’ny oram-batravatra, alokaloka amin’ny hainandro; fa ny fahatezeran’ny mpampihorohoro dia tahaka ny orana mivatravatra mamely ny rindrina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao no trano mimanda ho an’ny osa, trano mimanda ho an’ny mahantra anatin’ny fahoriany, fialofana amin’ny hainandro midaindaina, fa ny fifofofon’ny mpanao jadon’ny mpanjaka dia toy ny ranonoram-baratra miantonta amin’ny ampiantany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Ianao tokoa no fiarovana mafy ho an’ny osa; eny, fiarovana mafy ho an’ny malahelo Ianao amin’ny andro mampahory azy ireny. Fialofana amin’ny orana Ianao sady alokaloka amin’ny hainandro, satria ny fisafoaky ny mpanjakazaka dia toy ny oram-batravatra hamely tamboho
Malagasy Bible 1865
Fa fiarovana mafy ho an'ny reraka Hianao, eny, fiarovana mafy ho an'ny malahelo amin'ny fahoriany, fierena amin'ny ranonoram-baratra, fialokalofana amin'ny hainandro, fa ny rivotry ny mahery dia tahaka ny ranonorana mifafy mamely ny ampiantany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fiarovana mafy ho an’ny reraka Ianao; eny, fiarovana mafy ho an’ny mahantra ao amin’ny fahoriany, fialofana amin’ny oram-batravatra, alokaloka amin’ny hainandro; fa ny fahatezeran’ny mpampihorohoro dia tahaka ny orana mivatravatra mamely ny rindrina.
malagasy