Isaiah 25:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eto amin’ity tendrombohitra ity no hanafoanany ny sarona izay manakona ny olona rehetra sy ny rakotra izay mandrakotra ny firenena rehetra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hotriariny eto amin’ity tendrombohitra ity ny voaly manarona ny olona rehetra, mbamin’ny rakotra mandrakotra ny firenena rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eto Izy no hanafoana ny voalim-pisaonana izay nanarona ny vahoaka rehetra, hanafoana ny lambam-pahoriana izay nandrakotra ny firenena rehetra.
Malagasy Bible 1865
Ary hofoanany eto amin'ity tendrombohitra ity, ny sarona izay manarona ny olona rehetra sy ny rakotra izay arakotra ny firenena rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eto amin’ity tendrombohitra ity no hanafoanany ny sarona izay manakona ny olona rehetra sy ny rakotra izay mandrakotra ny firenena rehetra;
malagasy
Ary hofoanany eto amin'ity tendrombohitra ity, ny sarona izay manarona ny olona rehetra sy ny rakotra izay arakotra ny firenena rehetra.