Isaiah 26:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany dia hohiraina eto amin’ny tanin’i Joda izao hira izao: Manana tanàna mafy isika; famonjena no napetraky NY TOMPO ho manda sy fiarovana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany hohiraina ao amin’ny tanin’i Jodà izao hira izao: «Manana tanàna mafy isika! Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany, ao amin’ny tanin’i Joda dia hihirana izao hira izao: «Manan-tanàna mafy isika. Manda roa sosona no nataon’ny TOMPO mba ho fiarovana azy.
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany dia hohiraina eto amin'ny tanin'ny Joda izao fihirana izao: Manana tanàna mafy isika; Famonjena no hotendren'i Jehovah ho manda sy fiarovana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany dia hohiraina eto amin’ny tanin’i Joda izao hira izao: Manana tanàna mafy isika; famonjena no napetraky NY TOMPO ho manda sy fiarovana.
malagasy
Amin'izany andro izany dia hohiraina eto amin'ny tanin'ny Joda izao fihirana izao: Manana tanàna mafy isika; Famonjena no hotendren'i Jehovah ho manda sy fiarovana.