Isaiah 26:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO Andriamanitray ô, tsy Ianao ihany no efa nampanompo anay fa nisy tompo hafa koa; nefa Ianao irery ihany no ahazoanay mankalaza ny anaranao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh Andriamanitray ô, nisy tompo hafa noho Ianao efa nanapaka anay koa; fa noho Ianao irery ihany no ahazoanay mankalaza ny Anaranao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitray ô, tompo maro no efa notompoinay talohanao; nefa ny anaranao ihany no satrinay hotsaroana.
Malagasy Bible 1865
Jehovah Andriamanitray ô, tsy Hianao ihany no efa nampanompo anay, fa tompo hafa koa; Nefa Hianao irery ihany no ahazoanay mankalaza ny anaranao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO Andriamanitray ô, tsy Ianao ihany no efa nampanompo anay fa nisy tompo hafa koa; nefa Ianao irery ihany no ahazoanay mankalaza ny anaranao.
malagasy
Jehovah Andriamanitray ô, tsy Hianao ihany no efa nampanompo anay, fa tompo hafa koa; Nefa Hianao irery ihany no ahazoanay mankalaza ny anaranao.