Isaiah 26:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny maty dia tsy ho velona intsony, ny matoatoa dia tsy mba hitsangana; koa novalinao izy ka naringanao, sady nofoananao avokoa ny fahatsiarovana azy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny maty tsy ho velona intsony, ny matoatoa tsy mba hitsangana, fa efa nosavanao izy ka naringanao, sady nolevoninao avokoa ny fahatsiarovana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny maty tsy ho velona intsony ary ny matoatoa tsy hitsangana koa; fa efa nirotsaka handringana azy Ianao ka nolevoninao mbamin’ny fahatsiarovana azy.
Malagasy Bible 1865
Ny maty tsy ho velona intsony, ny matoatoa tsy mba hitsangana; Fa novalianao izy ka naringanao, sady nolevoninao avokoa ny fahatsiarovana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny maty dia tsy ho velona intsony, ny matoatoa dia tsy mba hitsangana; koa novalinao izy ka naringanao, sady nofoananao avokoa ny fahatsiarovana azy!
malagasy
Ny maty tsy ho velona intsony, ny matoatoa tsy mba hitsangana; Fa novalianao izy ka naringanao, sady nolevoninao avokoa ny fahatsiarovana azy.