Isaiah 26:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nampitombo ny firenena Ianao, TOMPO ô! Eny, nampitombo ny firenena Ianao ka nahazo voninahitra ho Anao; nitarinao avokoa ny faritry ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nampitomboinao ny firenena, ry Iaveh, nampitomboinao ny firenena sy nahariharinao ny voninahitrao; nitarinao halalaka ny faritry ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, nampitomboinao ny firenenay, ary izany no nahazoanao voninahitra; eny, nampitomboinao ny firenenay ka nitarinao halalaka avokoa ny sisin-taniny.
Malagasy Bible 1865
Nampitombo ny firenena Hianao, Jehovah ô, Eny, nampitombo ny firenena Hianao ka nahazo voninahitra ho Anao; Nitarinao halalaka avokoa ny faritry ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nampitombo ny firenena Ianao, TOMPO ô! Eny, nampitombo ny firenena Ianao ka nahazo voninahitra ho Anao; nitarinao avokoa ny faritry ny tany.
malagasy
Nampitombo ny firenena Hianao, Jehovah ô, Eny, nampitombo ny firenena Hianao ka nahazo voninahitra ho Anao; Nitarinao halalaka avokoa ny faritry ny tany.