Isaiah 26:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, nitady Anao izy ireo nony azom-pahoriana; nanao vavaka tora-po izy nony iharan’ny famaizanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nitady Anao izy, nony azom-pahoriana, ry Iaveh ô, noborahiny ny fitarainany, raha nokapohinao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, fony azom-pahoriana izahay, dia nitady Anao tokoa; ary niantso vonjy taminao izahay, rehefa voaterin’ny famaizanao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, nony azom-pahoriana izy, dia nitady Anao; Nony niharan'ny famaizanao izy, dia nanao vavaka anakampo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, nitady Anao izy ireo nony azom-pahoriana; nanao vavaka tora-po izy nony iharan’ny famaizanao.
malagasy
Jehovah ô, nony azom-pahoriana izy, dia nitady Anao; Nony niharan'ny famaizanao izy, dia nanao vavaka anakampo.