Isaiah 26:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tahaka ny vehivavy bevohoka efa madiva hiteraka ka miolanolana sy mitaraina noho ny faharariany, dia tahaka izany izahay teo imasonao, TOMPO ô!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka ny vehivavy bevohoka madiva ho teraka, miolanolana sy miantsoantso eo amin’ny fijaliany, tahaka izany izahay eo anatrehan’ny tavanao, ry Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Toy ny vehivavy mihetsi-jaza hiteraka ka miolanolana sy mitaraina mafy, dia toy izany izahay teo anatrehanao, TOMPO ô.
Malagasy Bible 1865
Tahaka izay bevohoka efa madiva hiteraka ka miolanolana sy mitaraina noho ny faharariany, dia tahaka izany izahay teo imasonao, Jehovah ô,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tahaka ny vehivavy bevohoka efa madiva hiteraka ka miolanolana sy mitaraina noho ny faharariany, dia tahaka izany izahay teo imasonao, TOMPO ô!
malagasy
Tahaka izay bevohoka efa madiva hiteraka ka miolanolana sy mitaraina noho ny faharariany, dia tahaka izany izahay teo imasonao, Jehovah ô,