Isaiah 26:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa bevohoka izahay, efa nihetsi-jaza izahay, nefa tahaka ny nitera-drivotra izahay; tsy nahavita famonjena ho an’ny tany izahay, ary tsy niteraka mponina ho an’izao tontolo izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa efa bevohoka izahay, efa nihetsi-jaza izahay, dia tsy niteraka afa-tsy rivotra. Tsy nanome ny famonjena ho an’ny tany izahay, ka tsy nisy mponina teraka ho an’izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izahay koa dia mova tsy efa bevohòka sy efa nihetsi-jaza hiteraka, nefa tahaka ny zava-poana no naterakay. Tsy nahay nitondra fanafahana ho an’ny tany izahay, tsy nahay nitondra mponina vaovao ho an’izao tontolo izao.
Malagasy Bible 1865
Efa bevohoka izahay, efa nihetsi-jaza izahay, Efa tahaka ny nitera-drivotra izahay; Tsy nahavita famonjena ho an'ny tany izahay, ka tsy niteraka ny mponina amin'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa bevohoka izahay, efa nihetsi-jaza izahay, nefa tahaka ny nitera-drivotra izahay; tsy nahavita famonjena ho an’ny tany izahay, ary tsy niteraka mponina ho an’izao tontolo izao.
malagasy
Efa bevohoka izahay, efa nihetsi-jaza izahay, Efa tahaka ny nitera-drivotra izahay; Tsy nahavita famonjena ho an'ny tany izahay, ka tsy niteraka ny mponina amin'izao tontolo izao.