Isaiah 26:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mandehana, ry oloko, midira ao amin’ny efitranonao, ary mirindrìna varavarana ianao; miere kely indray mipy maso monja mandra-pahalasa ny fahatezerana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandehana, ry vahoakako, midira ao an’efitranonao, ka mirindrìna varavarana ianao rehefa ao; miere vetivety foana, mandra-pahalasan’ny fahatezerana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ndeha miditra any an-tranonao, ry fireneko, ka hidio mafy ny varavarana; miere kely indray mipy maso monja ianao mandra-pisindan’ny fahatezeran’ny Tompo.
Malagasy Bible 1865
Mandehana, ry oloko, midìra ao amin'ny efi-tranonao, ary mirindrina varavarana ianao, ka miere kely indray mipi-maso monja Mandra-pahalasan'ny fahatezerana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mandehana, ry oloko, midira ao amin’ny efitranonao, ary mirindrìna varavarana ianao; miere kely indray mipy maso monja mandra-pahalasa ny fahatezerana.
malagasy
Mandehana, ry oloko, midìra ao amin'ny efi-tranonao, ary mirindrina varavarana ianao, ka miere kely indray mipi-maso monja Mandra-pahalasan'ny fahatezerana.Fa, indro, Jehovah mivoaka avy amin'ny fitoerany hamaly ny mponina amin'ny tany noho ny helony; Ary ny tany hampiseho ny rà izay nofohiny ka tsy hanafina intsony izay novonoina teo aminy.