Isaiah 26:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny olona tsy miovaova hevitra dia harovanao ao anatin’ny fiadanana tanteraka, satria matoky Anao izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fo mahalefitra iantohanao fiadanana, dia fiadanana noho izy matoky anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny toe-tsainy tsy miovaova; ka omenao fiadanana hatrany izy satria matoky Anao, TOMPO ô.
Malagasy Bible 1865
Ny saina tsy miovaova dia harovanao ao amin'ny fiadanana tanteraka, satria matoky Anao izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny olona tsy miovaova hevitra dia harovanao ao anatin’ny fiadanana tanteraka, satria matoky Anao izy.
malagasy
Ny saina tsy miovaova dia harovanao ao amin'ny fiadanana tanteraka, satria matoky Anao izy.