Isaiah 26:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Naetriny ny olona avo toerana; ny tanàna avo dia arodany; eny, arodany ho amin’ny tany ka ataony mihosom-bovoka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manetry izay nonina any amin’ny havoana Izy; naniva ny tanàna miezinezina, naniva azy amin’ny tany, nataony mikasika ny vovoka Izy
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no nampietry ireo mpiteronterona sy nandrodana ny tanàna sarotra iakarana; eny, nampidaboka azy tamin’ny tany Izy ka nampitrosona azy tamin’ny vovoka
Malagasy Bible 1865
Fa naetriny ny mponina avo toerana; Ny tanàna avo dia arodany, eny, arodany ho amin'ny tany ka:azerany ho amin'ny vovoka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Naetriny ny olona avo toerana; ny tanàna avo dia arodany; eny, arodany ho amin’ny tany ka ataony mihosom-bovoka.
malagasy
Fa naetriny ny mponina avo toerana; Ny tanàna avo dia arodany, eny, arodany ho amin'ny tany ka:azerany ho amin'ny vovoka.