Isaiah 26:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahitsy ny lalan’ny marina; eny, Ianao izay mahitsy no manamora ny alehan’ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Voaravona ny sakeli-dalan’ny marina; mahitsy ny lalana izay areninao ho an’ny marina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, toroanao lala-mahitsy ny olo-marina; ary tsy miolikolika ny lalana soritanao ho azy.
Malagasy Bible 1865
Voaravona ny lalan'ny marina: Eny, aravonao ho marina indrindra ny alehan'ny marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahitsy ny lalan’ny marina; eny, Ianao izay mahitsy no manamora ny alehan’ny marina.
malagasy
Voaravona ny lalan'ny marina: Eny, aravonao ho marina indrindra ny alehan'ny marina.[Na: Hianao, Izay mahitsy, no manamarina]